АБВ
Pesenok.ru
  • А
  • Б
  • В
  • Г
  • Д
  • Е
  • Ж
  • З
  • И
  • К
  • Л
  • М
  • Н
  • О
  • П
  • Р
  • С
  • Т
  • У
  • Ф
  • Х
  • Ц
  • Ч
  • Ш
  • Э
  • Ю
  • Я
  • A
  • B
  • C
  • D
  • E
  • F
  • G
  • H
  • I
  • J
  • K
  • L
  • M
  • N
  • O
  • P
  • Q
  • R
  • S
  • T
  • U
  • V
  • W
  • X
  • Y
  • Z
  • #
  • Текст песни Mirado - Eto aho

    Исполнитель: Mirado
    Название песни: Eto aho
    Дата добавления: 01.09.2014 | 02:27:22
    Просмотров: 28
    0 чел. считают текст песни верным
    0 чел. считают текст песни неверным
    На этой странице находится текст песни Mirado - Eto aho, а также перевод песни и видео или клип.
    Matoa tsy mahaloa-peo aho
    Mitazona mafy ny tananao
    Dia mangovitra toy izao
    Matoa ny manganohano no hanambarako
    Ny ato am-poko, tena resy aho
    Matoa nataoko izao
    Matoa manao ny tsy fanao aho
    Efa hita tsy mety, voatery
    Fa tiako loatra ianao

    Eto aho, tsy havelako eto ianao
    Raha tsy efa mandoro ny fonao
    ‘Lay afo tsy zaka anatiko ao oh
    Eto aho, miboredika toy ny adaladala
    Tsy haiko fahezina, na afenina
    Fa tiako loatra ianao

    Tia aho, tsy misy hoe nahoana fa dia izay
    Lazaiko fa tiako, eny tena tiako
    Lazaiko indray anao
    Tia aho; sanatria ny hananihany anao
    Raha tsy maintsy ho “eny”
    Izao anio izao
    Dia ho iray ihany izaho anio izao

    Eto aho, tsy havelako eto ianao
    Raha tsy efa ao anatinao,
    ‘Lay afo tsy zaka anatiko ao, oh
    Eto aho miboredika toy ny adaladala
    Tsy haiko fehezina na afenina
    Fa tiako loatra ianao

    Lazao ahy
    Tsy maintsy ho ahy eh
    Ianao
    Matoa цы mahaloa - лю ахо
    Mitazona mafy пу tananao
    Dia mangovitra игрушка izao
    Matoa пу не manganohano не hanambarako
    Ny ато утра- поко , тена ResY ахо
    Matoa nataoko izao
    Matoa манао пу цы fanao ахо
    Эфа хита цы mety , voatery
    Fa tiako loatra ianao

    Ето ахо , цы havelako ето ianao
    Раха цы ОДВ mandoro пу fonao
    ' Положите АФК цы зака anatiko ао о
    Ето ахо , miboredika игрушка пу adaladala
    Цы Haiko fahezina , па afenina
    Fa tiako loatra ianao

    Tia ахо , цы Misy мотыга nahoana фа диаметром izay
    Lazaiko фа tiako , Eny тена tiako
    Lazaiko indray ANAO
    Tia ахо ; sanatria пу hananihany ANAO
    Раха цы maintsy хо " Eny "
    Izao Anio izao
    Dia хо Iray ihany izaho Anio izao

    Ето ахо , цы havelako ето ianao
    Раха цы ОДВ ао anatinao ,
    ' Положите АФК цы зака anatiko ао , о
    Ето ахо miboredika игрушка пу adaladala
    Цы Haiko fehezina па afenina
    Fa tiako loatra ianao

    Lazao AHY
    Цы maintsy хо AHY да
    Ianao

    Скачать

    Смотрите также:

    Все тексты Mirado >>>

    О чем песня Mirado - Eto aho?

    Отправить
    Верный ли текст песни?
    ДаНет