Ambondrona 6 все тексты (слова) песен, переводы, видео, клипы
havaoziko ny enyNa dia fantatro aza fa
Efa any aminao any
Ity fitia nolalaina
nifampizarana
Dia....
Indro hamafisiko indray
Ho an´ny ampitso,
rahatrizay
Mety ho aizaMatoa mangina aho, tsy fanahy iniana.
Menatra aho ny hamaly na hanontany
Raha ny ao am-po, lafatra, faly koa,
Nomenao ny soa ho anjarako.
Marina fa hoe mankarary,
Ny antsika anie, ho hita eo ihany.
Mety ho aiza no hiafaran'ilay hazavana miampy hafanana, avy any aminao?
Tafandria mandryLa 'lay "accord de base" fa asiana capo eo amin'ny case faha 2 dia
tendrena Sol ilay izy.
G : 320033
Cadd9 : x32033
Em7 : 022033
Cadd9/B : x20033
Tiako ianaoMarary ny aina tsy eo ianao
Nihafy aho niharitra hatrany
Nafeniko ao antiko ao mba ho ahy irery ihany
Tsy tanty ´lay oe tsisy anao
Na hiambo ary tsy haneo ny tomany
Tsy eken´ny saiko anefa ny aina tsy hilazan´ izany
Te hiantso ny anaranao